Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kinizakiza: (kizakiza) mt.ih. misy tsofoka in: Kizakizahina, tsy itondrana roa, tsinina izaitsizy. tohiny
Kinkana: p.t.: Maina, karakaina. tohiny
Kinkinà: (fr. quinquina) a.: Karazan-kazo lehibe nampidirina avy tany ivelany noho ireo hodiny azo anaovana fanafody…tohiny
Kinko: (Tsm) a.: Tanam-poza na tanam-bibikely toy ny valala. tohiny
Kinobana: (kobana) mt.ih. misy tsofoka in: Voakobana, kobanina, tsikebonina: Nokinoban'ny ankizy ny rano ka maloto.…tohiny
Kinojakoja: (kojakoja) mt. ih. misy tsofoka in: Voakojakoja, kojakojaina, voakarakara fatratra. tohiny
Kinojy: (kojy) mt. ih. misy tsofoka in: Voakojy, voakolikoly, voangolingoly. tohiny
Kinolikoly: (kolikoly) mt. ih. misy tsofoka in: Voakolikoly, kolikolena, voangolingoly: Nokinolikolin'ilay tovolahy…tohiny
Kinoly: Jer. Kinaoly. tohiny
Kinomby: (komby) mt.ih. misy tsofoka in: Napetraka anaty komby: Taloha nokinomby ny vehivavy raha ni-fana. tohiny
Kinosoka: (kosoka) mtih. misy tsofoka in: Voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savon y tsara ve it? pataloa…tohiny
Kinotsa: (kotsa) mt. ih. misy tsofoka in: Voakotsa, kotsaina, vonto: Nokinotsan' ny orana izahay omaly tany am-p…tohiny
Kintana: a: Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin'ny habakabaka amin' ny alfna izay tsy tokony hafangaro…tohiny
Kinto: Kintobeloha a: Karazam-borombazaha kely. tohiny
Kinto: p.t.: Karazan'akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa ma-fana fo raha hiady ary fohifohy…tohiny
Kinto: Kintokinto p.t.: Tezitra, vinitra, misamboaravoara. tohiny
Kintona: a.: Hasosorana, halonilony, fidongiana, fizihirana. - t.i.f.: Mikintona, fikintona, mpikintona I ikintonana,…tohiny
Kioka: Jer. Gioka. Kiomby: Jer. Komby. tohiny
Kiombiomby: a: Lalao fanaon'ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin'izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika…tohiny
Kionkiona: a: Karazana jaboady. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233