Litera k
Kiloloka: a.: Tsotsbka maromaro natao tamin'ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo…tohiny
Kily: na Madilo a.: Hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany atsimo sy andrefana, manome…tohiny
Kimahatorolela: (Btl) a: Anarana ilazana ny voan'ny hazo atao hoe ampalibe.
tohiny
Kimanga: (Ski) a: Karazan-kazo malaza ho misy poizina mahery ny tenany manontolo, na ny tahony na ny raviny na…tohiny
Kimavo: (Btl) a: Hatim-pisaka mamovoka manerana ny tena. ? (Mer) Aretina, farasisa mampangavoka ny hoditra.…tohiny
Kimbalimbaly: a: Kodiadia, kodingodingo. i tif f : Mikimbalimbaly, fikimbalimbaly.
tohiny
Kimbalombalo: a: Ny taolana sosony anatiny amin'ny tandrok'omby.
tohiny
Kimbato: (kina - vato) a: Fihenahenana, kiry tsy mety miteny na tsy mamaly. - t.i.f : Mikimbato, fikimbato, mpikimbato…tohiny
Kimedameda: p.t.: Tsy maka mahery ary tsy rototra firy, mitaredretra, mirerarera.
tohiny