Litera k
Kaomisera: (fr. commissaire) a: Manamboninahitra ambony indrindra amin'ny Polisy izay tompon'andraikitra amin'ny…tohiny
Kaona: a: Fifanatonana, fiadiana, fikambanana mifandray tsara. - t.i.f.: Akaona, voakaona, tafakaona / manakaona,…tohiny
Kaonfitira: (fr. confiture) a: Voankazo nandrahoina tamin'ny siramamy.
tohiny
Kaonkaona: a: Fanenon'ny biby sasany, toy ny vorontsiloza; kaikaika tsy misy fiatoana. 6 Li. f.: Tafakaonkaona…tohiny
Kaonserva: (fr. conserve) a.: Hena na trondro na voankazo na hanina efa nomanina ka atao anaty boaty vifotsy tsy…tohiny
Kaonty: (fr. compte) a: Toetra na isan'ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin'ny volanao. • Fanisana na…tohiny
Kaoperativa: (fr. coopérative) a.: Fikambanan'olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany…tohiny
Kaosy: a.: (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko.
tohiny