Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kafana: Kafankafana a: Fandavana amim-pahatezerana na amin'alahelo. - t.i.f.: Kafankafanina, akafankafana, tafakafankafana…tohiny
Kafankafanina: (kafankafana) nit ih. (kafankafano): Lavina imbetsaka miverimberina. tohiny
Kafara: a: Fimonomononambahoaka noho ny fitondrana tsy marina na famoretana mih oap amp ana. - t.i.f. : Tafakafara…tohiny
Kafe: (fr, café) a.: Hazo salasalany, 3 m ny haavony raha ambolena ary mahatratra hatramin'ny 10 m raha maniry…tohiny
Kafeina: (fr. caféine) a: Hery ao anatin'ny kafe izay mampihendratrendratra ny hozatra ka manamora ny asa ara…tohiny
Kafiry: p.t.: Mitsitsy tafahoatra, mampijialy tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy.…tohiny
Kafitera: (fr, cafetière) a: Karazam-bilany kely misy tendany, atao famanan-drano fa indrindra atao fitenehana…tohiny
Kaforano: (t. tr.) p. t.: Tsy ankanavaka, daholo. tohiny
Kaforo: p. t.: Mahantra fadiranovana, misamboritra. - t.i.f.: Mikaforo, fikaforo, mpikaforo / ikaforoana, fi'-:aforoana…tohiny
Kafotsy: a: Fonjozoro. tohiny
Kahamba: a.: Korintsana mitovy amin'ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba…tohiny
Kahana: Kahakahana a: Fiantsoana ny omby hanatona; fanaovana teny an'avona raha manda. - t.i.f.: Kahankahanina,…tohiny
Kahankanina: (kahana) mt. ih, (kahankano): Antsoina (omby), antsoina amim-pimonomononana. tohiny
Kahiamba: a.: Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin'ny felatanana…tohiny
Kahie: (fr. cahier) a.: Fitambaran-dravintaratasy voazaitra ampiasain'ny mpianatra indrindra, hakany lesona…tohiny
Kahihitra: p,k: Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika. ¶ M.h.:…tohiny
Kahonkahona: a.: Tomanimany lavareny; finaonaonan'ny saka. - t.i.f.: Mikahonkahona, fikahonkahona, mpikahonkahona…tohiny
Kaika: Kaikaika a.: Fitomaniana, toloko. i t. i f : Mikaika, fikaika,mpikaika / ikaihana, fikaihana 1 kaikaika…tohiny
Kaikerina: na Kekerina (kaikitra) mt ih. (kaikero na kekero): Ketohina amin'ny nify: Nokekerin'ilay saka ratsy…tohiny
Kaikitra: a.: Fiketohana, famelezana amin'ny nify: Ny kaikitry ny amboakeiy tiana no tsy tanty. 1 t.: Kaikerina,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099