Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Koro: Korokoro a: Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany.…tohiny
Korobo: (Ski) a: Karazam-boatavo boribory fasiana emboka; siny kely vava fa be aty. tohiny
Korobobo: a: Fanaovana izay tsy hahela ny atao, fanadodonana, fanafainganana. 1 t.if: Koroboboina, akorobobo,…tohiny
Koroboboina: (korobobo) mt.ih. (koroboboy): Atao haingana, atao am-pahamaikana: Tsy maharitra ny asa na ny zavatra…tohiny
Korodana: Jer. Gorodana. Korodao:Jer. Angorodao. tohiny
Korododo: a: Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifa tra…tohiny
Korododoina: na Korododosina (korododo) mt. ih. (korododoy na korododosy): Enjehina: Nokorododosin'ny polisy ny mpangalatra…tohiny
Korodona: a: Dobodoboka heno amin'ny firodorodon'ny andfam-biby manao diabe. • Fanosehana na fandroahana biby…tohiny
Korodonina: (korodona) mt. ih. (korodony): Roahina, atosika: KorodDny haingana ny ondrin'ise, ry Isambilo, fa e-fa…tohiny
Korodorodo: na Korodondrodona a: Fandehan'olona ma-ro migodongodona. - t.i.f.: Korodorodoina na korodondrodoina…tohiny
Korodorodoina: na Korodondrodoina (korodorodo) mt ih. (korodorodoy na korodondrodoy): Asaina migodongodona (ny tongotra):…tohiny
Korofohina: (korofoka) mt. ih. (korofohy): Hetsiketsehina. tohiny
Korofoka: a: Fihetsiketsehana na fikopohana, ka mikoropadropaka be ihany ny tena toy ny vorona na ny biby azom-p…tohiny
Korofotra: p. t.: Fano hatina na ferifery misy mivotrovotro betsaka amin'ny hoditra tohiny
Koroina: na Koroana (koro) mt. ih. (koroy): Borina sofina: Nokoroin'ny olona ny sofin'ilay ondry anila fa nihinana…tohiny
Korombemby: na Korombimby a: Filofosana araka izay azo atao mba hanatontosana izay kendrena ka tsY mijery izay ho…tohiny
Korombimbina: (korombemby) mt. ih. (korombimbio): Atao amim-pikajakajana fatratra tohiny
Korombina: (koromby) mt ih. (korombio): Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo. • Tehirizina,…tohiny
Koromby: a.: Fandri-borona. • Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely, 1 Farafaxa mandeha azo aforitra…tohiny
Koromby: na Koromby a: Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917