Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kolefaka: Jer. Kolepaka. tohiny
Kolejy: (angl. collage) a: Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin'ny Kolejy?…tohiny
Kolelaka: a: Filana fitia amin' ny dokadoka; fiforetana mampiseho fahambaniana; solelaka. - t.i.f : Mikolelaka,…tohiny
Kolepaka: p.t.: Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina. - t.i.f.:…tohiny
Kôlerà: (fr. choléra) a.: Aretimifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa…tohiny
Koletaka: a: Fijanonana noho ny fahatrotrahana ka tsy mahatsangana. tohiny
Kolialia: p. t.: Tsy marin-doatra, fatra-pibolidy, m and osin dositra, mihodividivitra. - t.i.f.: Mikolialia,…tohiny
Kolikolena: (kolikoly) mt ih. (kolikoleo): Tambatambazana tafahoatra, ngolingolena. tohiny
Kolitsaka: a: Bolisatra, bolasitra. - t.i.f.: Mikolitsaka. tohiny
kolo: karakara, kajy. Koloina : raisina andraikitra ny fikajiana (zavatra na olona). kolokoloina : fikarakaràna…tohiny
Kolodoy: p. t.: Enti-milaza zavamanfry betsaka sady mate-vina, mifanety, mikitroka. tohiny
Kolokolo: a.: Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa. i f.: Kolokoloina,…tohiny
Kolokolo: a: Tahom-bary ma. niry indray eo amin'ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary…tohiny
Kolokolo: a.: Fikarakarana a-tao amin'ny zavamaniry na biby na olona mbahisakanana azy tsy ho simba na harary…tohiny
Kolokoloina: (kolokolo) mt. ih. (kolokoloy): Karakaraina, kaiakajaina, atao izay hahasoa azy. tohiny
Kolokoloina: (kolokolo) mt. ih. (ko lokoloy) : Antsoina amin' ny alalan'io teny io: Kolokoloy irer? uorontsiloza…tohiny
Kololoka: p. t.: Kinga ary fetsifetsy; mailaka sady fangoloka. tohiny
Kololy: p. t.: Kitika, kely sy madinika. tohiny
Kolombianina: (fr. colombien) a: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan'ny…tohiny
Kolondoy: a.: Hiram-pivavahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0942