Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kirikiritiny: p. t,: Enti-milaza ny volondoha fohy, ngita ary ringitra. tohiny
Kiriminy: (Atk) a.: Karazambary madini-boa fotsy sy matsiro fahita any amin'ny faritanin'Antsiranana (Oryza sativa…tohiny
Kirina: (kiry) p.t.: Tsy mety miova amin'ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy…tohiny
Kirindro: p.: Toetran'ny hazo maniry mifanosontsosona tsy misy elanelany, matevina, mikitroka. - t.i.f.: Akfrindro,…tohiny
Kiringy: a: Anarana nomena ny mponina avy any La Ré-union, angamba noho ny toe-bolon'ny ankabeazan'izy ireo,…tohiny
Kirintsana: Jar. Korintsana. tohiny
Kiriodanitra: a: Karazam-borona. tohiny
Kirioka: (Btl) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin'ny omby tsy dia araka ny…tohiny
Kiriolona: (fr. créole) a: Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin'ireo tany nozanahin'ny ray aman-dreniny fahizay.…tohiny
Kiripidahy: Kiripikala a: Ka-raz an- kaz o madinika. tohiny
Kiripika: a: Fanenon'ny vorona sasantsasany, toy ny tsipiritikala. tohiny
Kirirarira: Mitovy amin'ny Korira. tohiny
Kiririohina: (kiririoka) mt ih. (kiririohy): Ikiakiavana: Aza kiririohina toy izany ny sofiko sao lasa marenina.…tohiny
Kiririoka: a.: Fanenon'ny angely. ? Feo mikarantsana sy mafy ary lavareny. ? Tsotsbka kely. - t.i.f•: Kiririohina,…tohiny
Kiritika: p.t: Bitika, kitika kely. tohiny
Kirivorona: a. : Sarindokotra. tohiny
Kirobo: a.: Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy vo-amena (1,20F). (Tsarahotsahivina…tohiny
Kirombo: a : Anaram-borona. tohiny
Kirongo: na Korongo (Mer sy Br), na Korongona (Btl) p.t.: Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana,…tohiny
Kiropaka: Jer. Koropaka. Kirotya: Anaram-borona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659