Litera k
Kibabibaby: a.: Tsilalaon'ny ankizy mifandimby mifampibaby mihazakazaka.
tohiny
Kibango: a.: Tehina hazo be.1 Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy,…tohiny
Kibasibasy: a.: Kilalao misarimbasy.
tohiny
Kibay: a: Langilangy fohy. * Ohab.: Tsy miady tsy mia dy, nefa ny kibay an-kelika ihany: Enti-milaza ny olona…tohiny
Kibentsiny: (Ski) a.: Fomba fisikina mirebarebamisy lefitra tandrifin'ny foitra, fanaon'ny lehilahy vezo.
tohiny
Kibo: a.: Ny faritramalemy eo ambanin'ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay... I tif: Kiboina, akibo,…tohiny
Kibobo: a.: Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka…tohiny
Kiboina: (kibo) mt.ih. (kiboy): Kitikitihina: Axa kiboinao ny xazakely. * Ohab.: Kibokiboin'ny rariny ka milaza…tohiny
Kiboriborina: (kiboribory) mt ih.: Atao kiboribory.
tohiny
Kiboribory: (kibory) p. t: Ma-nana endrika vorivory tahaka ny baolina na ny voasary.
tohiny