Litera k
Katroka: p.t.: Fano isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako…tohiny
Katsa: a.: Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin'ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana.
tohiny
Katsahina: (katsaka) mt.ih. (katsaho) : Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina.…tohiny
Katsaka: a: Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo). I t.l.f.: Katsahina, akatsaka, voakatsaka, kinatsaka…tohiny
Katsaka: a.: Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin'ny sampahony maro ny voany madinika izay…tohiny
Katsakatsa: a.: Korintsana vita amin'ny kapoaka na zavatra hafa mitovitovy aminy nasiana vato kely na voa madinika…tohiny
Katsakatsadraty: a: Raty efa tafasaraka amin'ny akondro.
tohiny
Katsaoka: a.: Ny feo re raha misy zavatra mianjera ao anaty rano na heno amin'ny fialan' ny tongotra avy ao anaty…tohiny
Katso: na Katsokatso p.t.: Marani-doha. • Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana. - t.i.f.:…tohiny
Katsomandronono: a: Karazan' ahitra anaovana fisotro mampandotso ny nonon'ny mpitaiz a kely.
tohiny
Katsomanta: (katso) a: Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany. ? (Btm) Tehina lava be marani-doha atao solon-defona.…tohiny
Kavanana: p. t : Fatra-pampiasa ny tanany havanana raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavia).
tohiny
Kavia: p.t.: Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavanana). 6 Kaviavia 1 mikaviavia,…tohiny