Litera k
Kasiterola: (fr. castrol) a: Fanaka fandrahoana, fisaka, misy tahony, ampiasaina hanendasana.
tohiny
Kasoa: a: Karazan'aretina mampirediredy ary mahadaladala, heverin'ny olona ho fahavoazan'ny saina noho ny aretim-pitiavana:…tohiny
Kasohina: (kasoka) mt. ih. (kasohy): Kasihina dia kosehina; safoina: Nokasohina sauoka ny ngorodona
tohiny
Kasoka: a: Fisafoana mandalo dia izay, kasika. - t.i.f: Kasohina, akasoka, voakasoka, kinasoka / manakasoka,…tohiny
Kasoka: a: Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao…tohiny
Kasy: sy Kasikasy p. t.: Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaiuo io. - t.i.f.:…tohiny
Katapilasy: na Petakilasy (fr. cataplasme) a: Zavatra ma-fana apetapetaka amin'ny faritra marary amin'ny tena mba…tohiny
Katesizy: (fr. catéchisme) a: (Fiv. kat.) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny…tohiny
Katibo: (Atm) a.: Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io a• ry…tohiny