Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Katolika: (fr. catholique) a.: Olona manaraka ny katolisisma izay antokom-pivavahana kristianina manaiky ny Papa.…tohiny
Katolisisma: (fr. catholicisme) a: Antokom-pinoana kristianina manaiky ny Papa ho filoha, Ny foto-pampianaran' ny…tohiny
Katolo: (Ski) a.: Anaram-borona izay mahatonga loza mampifindra fonenana, ho-no, ny volony raha miboha ao an-trano.…tohiny
Katona: a: Firindrinana, fanakombonana. 1 t.i. f.: Akatona, voakatona,tafakatona 1 manakatona, fanakatona, mpanakatona…tohiny
Katoroka: a: Karazan-javamaniry atao koa hoe torotoroka. tohiny
Katoto: (Ski) a.: Karazam-borona tahatahaka ny voromahailala, fa kelikely kokoa. tohiny
Katra: a.: Karazan-daolao fanaon'ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy,…tohiny
Katra: a.: Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin'ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra…tohiny
Katrafay: na Katrafaina a.: Hazo akana hodiny hatao amin' ny toaka mba hampahery sy hahatsara ny tsirony. (Cedrelopsis…tohiny
Katrahana: (katraka) mt. ih. (katraho): Atao heno mikepoka: Nokatrahako ny totohondry ny lohany. tohiny
Katraka: a.: Feo heno mikepoka amin'ny fianjeran'ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa. -…tohiny
Katrana: a: Akotry afafy amin' izao fa tsy mba nalona ho vaky vazana, - F.-p.: Fafy katrana: fomba famafaz ana…tohiny
Katraoka: a: Feo re avy amin' ny tongo-tsoavaly na ny kiraro mandeha amin'ny tany mafy na vato. - t.i.f.: Akatraoka…tohiny
Katrikatriny: a. sady p. t: Antonontonony, salasalany. tohiny
Katrikatry: p, t.: Enti-milaza ny taolana hita miranirany a• min'ny tenan'ny olona mahia: Taolana mikatrikatry,…tohiny
Katrinia: a: Ny ravina sy ny voan-drongony ampifangaroina ka asiana siramamy no fohina, tohiny
Katritra: p.t.: Tsy manjary, manao toetram-boto, tohiny
katro: kilalao malagasy ampiasàna faritra boribory kely maromaro sy vatokely ahisakisakatohiny
Katrohana: (katroka) mt. ih. (katrohy): Donina: Nokatrohan'ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika. • Asiana:…tohiny
Katroka: a.: Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy. a t t f : Katrohana, akatroka,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712