Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kanety: a.: Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin'ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan'…tohiny
Kanevoka: p.t.: Mitovy hevitra amin'ny kevoka saingy manisika hevitra somary ma• neso, be rehaka sy mibohibohy…tohiny
Kanga: na Kango Jar. Kanjo. Kangaly p. t.: Mainty ngizina. tohiny
Kangamorike: (Ski) a: Karazam-bibikely menamena mandady. tohiny
Kangoana: na Kangoaza p.t.: Mahia kaozatra, taolam-potsiny. tohiny
Kanify: a.: Karazam-bibilava masiaka. tohiny
Kanika: a.: Karazan-damba mangamanga. tohiny
Kanikanina: (kanikany) mt. ih. (ka n ikan io): Ihom ehez ana. tohiny
Kanikany: a: Hehy somary malemilemy entina hanesoana na noho ny hamaivanantsaina. - t.i.f.: Kanikanina, akanikany,…tohiny
Kaniry: a: Angely vao maniry elatra. tohiny
Kanja: a: Lasakan-tsira. i t.i.f.: Mikanja (sira). tohiny
Kanjo: p. mt.: Mitovy amin'ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin'ny nampoizina": Nikasa…tohiny
Kankafotra: a: Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin'ny toloho ny bikan' ny…tohiny
Kankana: a.: Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain'ny olombelona…tohiny
Kankandio: a.: Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin'ny lalandran'ny olombelona ka mahatonga…tohiny
Kankandoroka: a.: Kankana mivelona any anaty tany. tohiny
Kankanina: (kankana) p.t.: Misy na be kankana. tohiny
Kankanjila: a.: Kankana mivelona any anaty tany. tohiny
Kanoa: a: Fantsona vy na bararata atohy amin'ny vilany fanasitiliana mba hahazoana ny entona. tohiny
Kanonkanona: a: Ny zava-madinidinika tsy misaraka a• min'ny raharaha samihafa. i Mikanonkanona, fikanonkanona, mpikanonkanona…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097