Litera k
Kelimafana: a: Karazan-javamaniry roa karazana no antsoina amin'izany, ka ny voalohany misy tsirony handatra ary…tohiny
Kelimanjakalanitra: a: Karazana modimodia na mihorongorôna (jar. ireo teny ireo).
tohiny
Kelimasesy: (Btl) a: Karazana voatavo izay kely dia kely ny voany. (Ny niavian'ny anarany dia toy izao: raha entin'ny…tohiny
Kelimifodrà: a.: Karazan-javamaniry mitovitovy amin'ny kelihomandrà (Ethulia consoides).
tohiny
Kelivoloina: a: Karazan-javamaniry fanaon'ny olona ody tazo noho izy mora mahatsemboka ary manadio ny rano (Conyza…tohiny
Kely: p.t.: Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay. • Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan'ny mpianatra…tohiny
Kemo: a: Fikainkonana; fihemorana; fialana tsy hanao na hanaraka izay efa nekena na nokasaina. - t.i.f : Akemo,…tohiny
Kenakena: a: Fitondran-javatra amim-pitandremana fatratra il t.i.f.: Kenakenaina, voakenakena / mikenakena, fikenakena,…tohiny
Kenakenaina: (kenakena) mt. ih, (kenakenao): Entina ampitandremana fatratra: Kenakenao ny fitondranao ireto atody…tohiny
Kenda: p.t.: Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afamiaina: Kendam-bomanga i Lita…tohiny
Kendrena: (kendry) mt. ih. (kendreo): Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren'ny saka ilay uoronkely.…tohiny
Kendry: a: Fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha. 6 t,tf.: Kendrena, akendry,…tohiny
Keninkenenina: (keninkenina) mt. ih. (keninkeneno): Amboarfna, omanwa.
tohiny
Keninkenina: a: Zavatra na raharaha madinika mitazona tsy hahavitana zavatra hala. i t.i.f.: Keninkenenina / mikeninkenina,…tohiny
Kenona: Kenonkenona a: Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa.…tohiny
Kenonkenonina: (kenonkenona) mt. ih. (kenonkenony): Karakaraina.
tohiny