Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Katroka: p.t.: Fano isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako…tohiny
katry: mpamari-toetra, tenin-jatovo, mitovy dika amin'ny mamotohiny
Katsa: a.: Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin'ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana. tohiny
Katsahina: (katsaka) mt.ih. (katsaho) : Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina.…tohiny
Katsaka: a: Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo). I t.l.f.: Katsahina, akatsaka, voakatsaka, kinatsaka…tohiny
Katsaka: a.: Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin'ny sampahony maro ny voany madinika izay…tohiny
Katsakatsa: a.: Korintsana vita amin'ny kapoaka na zavatra hafa mitovitovy aminy nasiana vato kely na voa madinika…tohiny
Katsakatsadraty: a: Raty efa tafasaraka amin'ny akondro. tohiny
Katsaoka: a: Karazan-javamaniry any anaty rano. tohiny
Katsaoka: a.: Ny feo re raha misy zavatra mianjera ao anaty rano na heno amin'ny fialan' ny tongotra avy ao anaty…tohiny
Katso: na Katsokatso p.t.: Marani-doha. • Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana. - t.i.f.:…tohiny
Katsoaka: a: Karazan'ahitra madini-dravina fa lava sy ma-lama. tohiny
Katsomandronono: a: Karazan' ahitra anaovana fisotro mampandotso ny nonon'ny mpitaiz a kely. tohiny
Katsomanta: (katso) a: Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany. ? (Btm) Tehina lava be marani-doha atao solon-defona.…tohiny
katy: antibavy mahia kaozatra (reny katy: kisoa vavy efa antitra ka mahia)tohiny
Kavaly: a: Olona mody bado. tohiny
Kavanana: p. t : Fatra-pampiasa ny tanany havanana raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavia). tohiny
Kavia: p.t.: Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavanana). 6 Kaviavia 1 mikaviavia,…tohiny
Kavina: a.: Firavaka atevika amin'ny ravin-tsofina ambany. ¶ M.h.: Kiviro. i tif : Kavinana, akavina, voakavina…tohiny
Kazà: a.: Ny rain'ny raibe; ny razana, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206