Litera k
Kisoa: a: Biby karazan'ny lambo, ompian'ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa…tohiny
Kisoka: a: Paraky vovony na totom-paraky. 1 t, i.f.: Kisohina, voakisoka, kinisoka / mikisoka, mpikisoka / ikisohana,…tohiny
Kisokisoina: (kiso) p.t.: Antsoina amin'ny teny hoe kisokiso.
tohiny
Kisolosolo: Kisolosolya: Toerana somary solampilampy, izany hoe avo ila na mandry soroka kely; tehezan-kavoana mandry…tohiny
Kisolosoloina: (kisolosolo) mt ih. (kisolosoloy): Atao misolampilampy, mandry soroka.
tohiny
Kisosy: Kisoso a.: Aretinama hatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan'ny…tohiny
Kisotrisotry: a.: Karazan-kazo fanao amin'ny toakambahahatsara ny tsirony, sy hampahamanimanitra ny fofony.
tohiny
Kitakita: Kitakitaka a.: Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana…tohiny
Kitakitaina: (kitakita) mt ih. (kitakitao): Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain'Isambilo ny akanjoko, • Velivelezina,…tohiny
Kitamby: a: Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan'ny olona any a nindran-tany indrindra: Ny kitamby…tohiny
Kitanotano: a: Karazam-borona madinika.
tohiny
Kitaotao: a: Karazan-javamaniry misy vodiny fihinana (Dioscorea hexagona Bak). ? Karazam-borona.
tohiny
Kitapo: a: Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely.…tohiny
Kitari-daolao: (Btl) a: Hira fanaon'ny tovovavy amin'ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy…tohiny