Litera k
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra.
tohiny
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy.
tohiny
Kidanodanoka: p.t.: Enti-milaza ny ankizy mamindra malako, midoladola. - t.i.f.: Mikidanodanoka I ikidanodanohana,…tohiny
Kidaondaona: a: Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon'ny amponga 1 h.o.: Hasahiana m iho…tohiny
Kidedra: a: Zavamanenon'ankizy (tanala) vita amin'ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny…tohiny
Kidiadiamborona: na Kidiadiavorona a: Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin'ny raviny telo kely…tohiny
Kidimy an'ila: a: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro dimy amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-kilany. tohiny
Kidingy: Kidingidingy, Kidingodingo a: Fianjerana, ary rehefa avy eo fikodiadiavana; fahapotrahana midaboka ary…tohiny
Kidobodobony: a.: Ilay taviny ivelany amin'ny takorobabon'ny vorontsiloza.
tohiny
Kidodo: (Btl) a: Dihy malaza indrindra amin'ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana…tohiny
Kidombaramita: a.: Ny faon' ny ampongalahy na ny amponga tany isaky ny fivelezana.
tohiny