Litera k
Karantsana: a.: Faneno avo, mazava sy tsara, tsy misy mi-garera na farimparina. i t. i f• : Mikarantsana, fikarantsana,…tohiny
Karantsana: Jer. Kantsana.
tohiny
karao: Ny karao dia fonjam-by fisaka matevina miendrika telozoro misy tangozany eo an-tampony izay atono amin'ny…tohiny
Karaoka: a: Zavajavatra madinika ao an-tokantrano. - F.-p.: Lany karaoka: mahantra fadiranovana.
tohiny
Karaoka: a: Feo ateraky ny vato mifampikasoka, na ny zavatra mafy toy ny vatokely sendra voatsakon'ny nify. -…tohiny
Karaoty: (fr. carotte) a.: Karazan'anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka (Dancus caro ta…tohiny
Karapoka: a: Fianjerana na fahalavoana tampoka amin'ny tany. - t.i.f. : Mikarapoka, miankarapoka, fikarapoka,…tohiny
Kararana: a: Fivoahan'ny rano miboika mifantsitsitra. 1 t.if.: Kararanana, akararana, voakararana / manakararana,…tohiny
Kararanana: (kararana) p. t: I-fantsitsiran'ny rano.
tohiny
Kararavina: p.t.: Manify dia manify. ¶ M.h.: Elatr'angidina.
tohiny
Kararemotra: Jer. Fararemotra
tohiny
Karate: (fr. karaté) a.: Fomba fiady avy any Japan tsy mampiasa afa-tsy ny tanana sy ny tongotra raha mamely…tohiny
Karatoka: a: Bara hazo mif antsika amin'ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka…tohiny