Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kotsa: p. t.: Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan'ny ranonorana izy omaly ka nanavy.…tohiny
Kotsaba: a.: Feo re rehefa mamindra ao anaty rano marivo na hotsaka ny tongotra ka heno mitsapatsapaka isaky…tohiny
Kotsabaina: (kotsaba) mt. ih. (kotsabao): Enti-milaza ny rano itsapahan'ny tongotra ka mamoaka feo manokana. tohiny
Kotsabaina: (kotsaba) mt. ih. (kotsabao): Enti-milaza ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain'ny ankizy ny rano…tohiny
Kotsana: Kotsaina (kotsa) mt. ih. (kotsao): Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin'…tohiny
Kotsetsa: p.t.: Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan'…tohiny
Kotsetsotsetso: p.t.: Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany. ~ Enti-milaza olona mamindra…tohiny
Kotso: (Ski) na Damba (Mer)a.: Karazan-trondro misoratsoratra volombatolalaka raha mbola kely, ary mena saika…tohiny
Kotsokotsohana: (kotsokotsoka) mt ih. (kotsokotsohy): He tsiketsehin a. tohiny
Kotsokotsoka: a: Enti-milaza Ko1 fihetsehana sy feon'ny tavoka miditra sy mivoaka. - t.i.f.: Kotsokotsohana, akotsokotsoka,…tohiny
Kotsovato: (Ski) a.: Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony a ry kelikely ny lavany: izany no…tohiny
Kovabe: a : Karazana tsotsbka. tohiny
Kovaingoa: Karazan'ampanga fihinana ny vodiny. tohiny
Kovalivaly: a: Fan dehanana mafy midina, kodingidingy. tohiny
Kovavy: p. t.: Vavivavy toetra, na amin'ny fihetsika na a min'ny fiteny. - t.i.f: Akovavy 1 mikovavy, fikovavy,…tohiny
Koviaviaka: a: Teny ilazana ny feon-tsoavaly. 1 t.i.f: Mikoviaviaka. tohiny
Kovika: (Ats) a: Karazan-kazo mitovy amin'ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-p…tohiny
Kovika: p.t.: Baraingo, bingo, miforitra. tohiny
Kovilavila: p.t.: Vilana be ihany, tailana. / Tsy mahitsy famindra, mivembena. - t.i.f.: Kovilavilaina, akovilavila,…tohiny
Kovilavilaina: (kovilaoila) mt. ih. (kovilauilao): Atao vilana be ihany: Nokouilauilain'ny mpandrafitra ny uarauarankeliko,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151