Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Korefa: a: Toetran'ny zavatra Gamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin'ny tany, mila hikasika…tohiny
Korefaina: (korefa) mt.ih, (korefao): Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain'ny Fitsarana ny raharahany ka maty…tohiny
Koreha: na Korehyp.t: Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana it? zanakao ity fa zazakely koreha. ΒΆ M. h.:…tohiny
Korepaka: Jer. Korefa. Korera: Jer. Gorera. tohiny
Koretehina: (koretika) mt ih. (koreteho): Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin'ny ankizy ny entana tao an-trano.…tohiny
Koretika: a: Zava-mikorontana, misavorovoro; sary amantsoratra mifotetaka, rangodrango-tsaka. - t.i.f : Koretehina,…tohiny
Koretsika: a: Fihe tsike tsi-javamananaina be dia be mihahohah o. 1 tif : Tafakoretsika I mikoretsika, fikoretsika,…tohiny
Koretsika: a: Feon'ny sahona. tohiny
Koriana: a: Fandehanana midi-na tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana. - t.i.f.:…tohiny
Korianana: (koriana) mt. ih, (koriano): Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan'ny fandraka ny tanako…tohiny
Korika: Jer. Horika. tohiny
Korintsana: a: Feon'ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina. ? Feo manenon'ny…tohiny
Korintsana: a: Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany…tohiny
Korintsanina: (korintsana) mt. th. (korin tsano): Ampanenoina tohiny
Korira: Korirarira a: Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro. ? Fialana fetsifetsy entina…tohiny
Korirariraina: (kor'rrarira) mt. ih. (korirarirao): Sangisangina, rebirebena; atao mitaroza-dava tohiny
Korisa: a.: Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra…tohiny
Korisaina: (korisa) mt. pdr. (korisao): Sosana, andefasana zavatra hipoka aminy: Nokorosainy hazo izy hamikirany.…tohiny
Korise: (fr. crochet) a: Karazan-dantelina atao amin'ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana…tohiny
Koro: p. t: Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy). - t.i.f : Koroina na koroana, voakoro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136