Litera k
Ketoka: a: Kaikitra mafy, fanerena amin'ny nify na tandra, fandramatra / Zava-mahazo noho ny fanaintainana.…tohiny
Ketrahina: (ketraka) mt. th, (ketraho): Atao migeragera, gedragedraina: Aza ketrahina ny tady.
tohiny
Ketraka: p. t.: Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady it? fa ketraka loatra + Tony: Tsy tsara ny manatona…tohiny
Ketrehina: (ketrika) mt. ih. (ketreho): Tenehina ho masaka: Adiny firy no noketrehinao io tsaramaso io?
tohiny
Ketrika: a: Feo heno mikotrakotraka amin'ny fitanehana ny nahandro; fahandroana sakafo. - t.i.f: Ketrehina, voaketrika,…tohiny
Ketriketrika: (ketrika) a.: Tomany lava, fararemo-dava.
tohiny
Ketrina: p. t: Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina.…tohiny
Ketrona: a.: Fivalombalon'ny hoditra madinika dia madinika amin'ny tarehy na han-china na vozona, avy amin' ny…tohiny
Ketsa: a: Vary maniry mbola hafindra: Maitso mahafinaritra ny ketsa - t.i.f: Ketsàna, aketsa, voaketsa, kinetsa…tohiny
Ketsaina: (ketsa) mt. ih. (ketsao): Enti-milaza ny vary nambolena efa lehibebe ka afindra eny amin'ny tanimbary:…tohiny
Ketsana: (ketsa) mt ih. (ketsao): Enti-milazany toerana amindrana ny vary vao nambolena: Efa noketsako daholo…tohiny
Ketso: na Ketsoketso p.t.: Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy…tohiny
Kevoka: Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka er?…tohiny