Litera k
K: Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin' ny abidy malagasy. Ny h no miova ho k amin'ny…tohiny
Ka: ppt.: Enti-mampitohy teny roa sady manisika ireto hevitra samihafa ireto: 1) Hevitra milaza fa vokatry…tohiny
Kaba: a.: Loaka lehibe fasiana kavina amin'ny ravintsofina, na ny olona nasiana io loaka lehibe io ny ravin-tsofiny.…tohiny
Kabaka: a.: Habetsahan-drano na rony. ~ Sakafo, hanina, vola maty: Ohatrinona aloha ny kabaka amin'io raharaha…tohiny
Kabaosy: a.: Tanalahy resy an' ady. tt h, i. p.t.: Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy…tohiny
Kabarina: (kabary) mt.ih. (kabario): Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila. ? Tenenina,…tohiny
Kabaro: a.: Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus…tohiny
Kabary: a: Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason'ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana…tohiny
Kabatritra: a. sady p.t: Zaza ratsy taira, vetaveta. ~ h.i.: Olona ambany toetra.
tohiny
Kabedesina: (kabedy) mt ih. (kabedeso na kabedeo): Tenenina fatratra: Aza dia kabedesina marain-tsy hariva io zaza…tohiny
Kabedy: a.: Teny dridralava fananarana na fanakianana; fimenomenonana tsy misy farany. 6 t.if.: Kabedesina,…tohiny
Kabesoka: a.: Levilevy atao haniniana tsy misy fijanonana; fananarana am-pimenomenonan a maharitra.
tohiny