Litera k
Karatra: a: Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony. • F.-p.: Miloka karatra:…tohiny
Karatsaka: a: Feon-javatra mitovy amin'ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feon-javatra toa mikepokepoka…tohiny
Karavantsy: (Ski) a: Katsaka andrahoina miaraka amin'ny karabo na tsiaridrafy.
tohiny
Karavasina: (karavasy) mt. ih. (karauasio): Asiana ny karavasy.
tohiny
Karavasy: (fr, cravache) a: Tady na hoditra fikapohana. - t.i.f.: Karavasina, voakaravasy ( mikaravasy.
tohiny
Karazana: a: Sokajin'olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana…tohiny
Karbonina: (fr. carbone) a: Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin'ny zavaboary, na amin'ny endrika tsy miharo…tohiny
Kardinaly: (fr. cardinal) a.: E-veka na indraindray koa aza Pretra, voatendrin'ny Papa hiara-mitondra aminy ny…tohiny
Karemy: (fr. carême) a.: Fe-potoana efapolo andro manomboka ny Alarobian'ny lavenona ka miafara amin'ny A-sabotsy…tohiny
Karenina: p.t.: Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara, ary koa ny vilany tsy dia malady…tohiny
Karenjy: a.: Fivezivezena atsy sy aroa • Fandehanana ara-ka izay tiana. 1 Fanaram-po tafahoatra, filibana amin'izay…tohiny
Karepodambo: (Ski) a: Zavamaniry fanao emboka ny vodiny.
tohiny
Karepoka: a.: Karazan-javamaniry sahala amin'ny ahitra maniry eny rehetra eny, ka ny vodiny hanin'ny ankizy. tohiny
Karepoka: a.: Feon-javatra kepohin'ny nify ao anaty vava. i tif: Akarepoka, karepohina, voakarepoka 1 mikarepoka,…tohiny
Karetohina: (karetoka) mt. ih. (karetohy): Kaikerin'ny nify na ketohin'ny nify miaraka ka misy feo mitsako aterak'…tohiny
Karetoka: a: Ketoka, kaikitra na fanerena zavatra amin'ny nify ka aharenesana feo mitsako amin'ny fanekerana ilay…tohiny
Karetsahina: (karetsaka) mt ih. (karetsaho): Itsoriahana, asiana faingana, asiana tampoka vetivety: Nokaretsahin'ny…tohiny