Litera k
Karainkona: ft.: Toetran'ny zavatra mihorona sy mikainkona, na mivonkina sady mikentrona. 6 t.i.(.: Manakaxainkona,…tohiny
Karajia: a: Resaka mampifalifaly amin'ny fampiadiana ankamantatra, hevitra, hatsikana. - F.-p.: Mampiady karajia:…tohiny
Karakara: a.: Fitandremana fanasoavana manokana atao amin'ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataouy tsara…tohiny
Karakaraina: (karakara) mt. ih. (karakarao): Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako.…tohiny
Karama: a: Vola amena ny olona miasa ho an'ny tena: A-riary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko.…tohiny
Karamaina: (karama) mt ih. (karamao): Ampiasaina ka o-mena karama: Mpanetsa roapolo no nokaramainay.
tohiny
Karamentsona: Jar. Kamentsona.
tohiny
Karàna: p. t.: Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. - F.-p.: Karan-dahy: fatsoralahy. ( Karam-bavy: fatsoravavy.
tohiny
Karana: a: (fihasimban'ny hoe harana). - F.-p.: Karan-doha: taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha…tohiny
Karana: na Rikarikan-taolana a.: Ny fitambaran'ny taolana amin'ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby…tohiny