Litera k
Kapoaka: a: Hazo lehibe izay fakan'ny olona vohavoha mitovitovy amin'ny an'ny landihazo ny voany (Eridendron…tohiny
Kapoaka: a: Zinga kely famaram-bary: Ataovy eran'ny kapoaka ny vary harotsaka * h.i.: Fivelomana, fitadiavana,…tohiny
Kapohina: (kapoka) mt.ih. (kapohy): Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hod itra uao hamidy. ? Vonoina…tohiny
Kapoka: a: Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin'ny olona. i tif: Kapohina, akapoka,…tohiny
Kapoly: (Ats, Atd, Tsm) a.: Hazo madinidinika mahatratra 2 metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny…tohiny
Kaporaly: (fr, caporal) a,: Ambaratongam - pahamboniana na gradin'ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny…tohiny
Kaporaly-Sefo: (fr, caporal-chef) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka…tohiny