Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kivozo: a: Karazan-kazo. tohiny
Kivy: p.t: Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare…tohiny
Kizahasina: (Btm) a.: Hazo lehibe mahafinaritra mety hahatratra roapolo metatra ny haavony ary dimampolo santimetatra…tohiny
Kizahina: (kizaka) mt. ih, (kixaho): Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandauan-taona…tohiny
Kizaka: a.: Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana.…tohiny
Kizakiza: a: Famingavingana, fanazimbazimbana, fanivaivan a. - t.i.f. : Kizakizaina, voakizakiza, kinizakiza /…tohiny
Kizakizaina: (kizakiza) mtih. (kizakizao): Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany…tohiny
Kizanajanaka: a.: Sariolona na saribakoly ataon'ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, la-lao sy lazainy fa zanany ka…tohiny
Kizavo: Kizavozavo a: (ny teny kivazivazy mifamadi-bakiteny ihany) Teny ampihomehezana, vosobosotra, somonga.…tohiny
Kizehozeho: Jer. Zehozeho. Kizenizeny: Jer. Zenizeny. tohiny
Kizo: a: Ny vatom-panorona izay lanin'ny andanfny daholo rehefa avy nihinana ny azy. ? Fahalanian-karena miandalana…tohiny
Kizo: (Btl) a.: Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon'ny olona famandrihamborona…tohiny
Kizokizo: p. t.: Mahatehotia, mahafatifaty. tohiny
Ko: o: Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka en-titra misolo ny olona miteny raha tokana: Efa vitako…tohiny
Ko: Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin'ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany:…tohiny
Ko-: : Karazana tovona miditra amin'ny fiforonan'anarana nrilaza fitaovana, toy ny KI-: Kofafa na kifafa,…tohiny
Koa: a.: Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka. - t.i.f.: Akoa, voakoa 1 manakoa, fanakoa,…tohiny
Koa: ppt. sy p.mt.: Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra…tohiny
koahy: Tenim-paritra avy any atsimo, entina hiantsoana ny lehilahy. Ohatra : akory koahy e! Raha vehivavy koa…tohiny
Koaina: (fr. coin) a.: Zoron'ny raboa. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125