Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Karainkona: ft.: Toetran'ny zavatra mihorona sy mikainkona, na mivonkina sady mikentrona. 6 t.i.(.: Manakaxainkona,…tohiny
Karajia: a: Resaka mampifalifaly amin'ny fampiadiana ankamantatra, hevitra, hatsikana. - F.-p.: Mampiady karajia:…tohiny
Karajy: (t.tr.) p.t.: Mamo toaka. tohiny
Karaka: a.: Fipiakan-javatra na fip oaka, heno midridroka. 1 t.i.f.: Mikaraka, fikaraka. tohiny
Karakaina: p.t.: Maina dia mai-na sady mafy (fiteny indrindra amin'ny tany). tohiny
Karakara: a.: Fitandremana fanasoavana manokana atao amin'ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataouy tsara…tohiny
Karakaraina: (karakara) mt. ih. (karakarao): Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako.…tohiny
Karakaty: a.: Hazo efa maina dia maina. tohiny
Karakaty: (t.tr) p.t.: Haraka na vovohina aty. tohiny
Karalenge: (Ski) a.: Hazo itsatohan'ny salaza amin'ny botry. tohiny
Karama: a: Vola amena ny olona miasa ho an'ny tena: A-riary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko.…tohiny
Karamaina: (karama) mt ih. (karamao): Ampiasaina ka o-mena karama: Mpanetsa roapolo no nokaramainay. tohiny
Karamanga: a.: Karatra alain' ny fanjakana amin'ny vola miditra amin'ny tena. tohiny
Karamena: a.: Karatra amen' ny fanjakana ny olona mahazo mivarotra entana ara-dalàna. tohiny
Karamentsona: Jar. Kamentsona. tohiny
Karàna: p. t.: Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. - F.-p.: Karan-dahy: fatsoralahy. ( Karam-bavy: fatsoravavy. tohiny
Karana: a: (fihasimban'ny hoe harana). - F.-p.: Karan-doha: taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha…tohiny
Karana: na Rikarikan-taolana a.: Ny fitambaran'ny taolana amin'ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby…tohiny
Karanana: na Karangana a: Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana tohiny
Karananga: (Btl) a: Karazana katsaka izay maro karazana ny volon'ny voany amin'ny babiny iray, fa misy fotsy, mavo,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104