Litera k
Kainkona: a.: Fifintinana, fiforetana, fivonkonana. i tif: Akainkona, voakainkona, tafakainkona / manakainkona,…tohiny
Kajakaja: (Ski) a: Masom-by na mason-tady amin'ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan'ny botry na…tohiny
Kajakaja: a: Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana. ii t,i.f•: Kajakajaina, voakaiakaja, kinajakaja /…tohiny
Kajakajaina: (kajakaja) mt. ih. (kajakajao): Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao…tohiny
Kajina: (kajy) mt. ih, (kajio): Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy! 1 Kalina: Kajiny…tohiny
Kajomanta: (Skl) a: Hazo maranitra atao solon-defona;vy mirantsana efatra misy zarany fitorahana hazandrano.
tohiny
Kajy: a.: Tandrina, kolokolo, kaly. 1 ti.f.: Kajina, voakaiy, kinajy / mikajY, fikajy, mpikajy / ikajiana,…tohiny
Kajy: a: Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika.
tohiny
Kaka: a: Zavatra atao anelanelan'ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana…tohiny
Kakabemaso: a.: Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo ainsi' ny elany roa. 1 h.i.: Anara…tohiny
Kakàka: a : Fanenon'ny akohovavy rehefa madiva hanatody izy. - t.i.f.: Mikakaka, fikakaka, mpikakaka.
tohiny
Kakakaka: a.: Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno la-vitra. - t.i.f•: Akakakaka / mikakakaka, fikakakaka, mpikakakaka…tohiny
Kakao: (fr, cacao) a,: Karazankazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao.…tohiny