Litera k
Kanosa: p, t.: Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany. ¶ M. h.: Kabaosy, kaosy, konetaka, koreha,…tohiny
Kansera: (fr. cancer) a: Aretina nantsoin'ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan'ny taova iray…tohiny
Kantsana: a: Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona. 1…tohiny
Kantsanana: (kantsana) mt.ih. (kantsano): Tapahina tanteraka amin'ny antsy maranitra; didiana tarangana: Nokantsanany…tohiny
Kantsona: sy Kantsonkantsona a.: Ny feon'ny ronono tare-na mifantsitsitra ao anaty voatavo fanantazana azy. -…tohiny
Kaody: Kaodikaody p.t.: Matahoi!ahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo…tohiny
Kaohina: (kaoka) mt. ih. (kaohy): Kikisana: Kaohy izay ampango sisa ao fa tsy hahandry uary hohandroina indray…tohiny
Kaoka: a: Sombin-kanina miraikitra amin'ny vody vilany. • h.i.: Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra:…tohiny