Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kaolina: a.: Karazan-tany fanaovana paorselaina. tohiny
Kaoma: a: Mari-pijanonan-tsoratra (,), faingo. tohiny
Kaomisera: (fr. commissaire) a: Manamboninahitra ambony indrindra amin'ny Polisy izay tompon'andraikitra amin'ny…tohiny
Kaona: a: Fifanatonana, fiadiana, fikambanana mifandray tsara. - t.i.f.: Akaona, voakaona, tafakaona / manakaona,…tohiny
Kaonfitira: (fr. confiture) a: Voankazo nandrahoina tamin'ny siramamy. tohiny
Kaonitra: a: Zoron-trano mandroso kely ka manjary toa haingony. tohiny
Kaonitra: p.t.: Efa manify sady fohy ny volony. tohiny
Kaonkaona: a: Fanenon'ny biby sasany, toy ny vorontsiloza; kaikaika tsy misy fiatoana. 6 Li. f.: Tafakaonkaona…tohiny
Kaonserva: (fr. conserve) a.: Hena na trondro na voankazo na hanina efa nomanina ka atao anaty boaty vifotsy tsy…tohiny
Kaontsy: a.: Karazana paoma marimarikivy sy handatrandatra (Cydonia vulgaris L.). tohiny
Kaonty: (fr. compte) a: Toetra na isan'ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin'ny volanao. • Fanisana na…tohiny
Kaoperativa: (fr. coopérative) a.: Fikambanan'olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany…tohiny
Kaopra: (fr. copra) a: Ny aty nofon'ny voam-boanio izay efa nomainina. tohiny
Kaosy: a.: (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko. tohiny
Kaosy: p.t.: Kanosa, saro-tahotra. tohiny
Kaovasy: a.: Fialana misokosoko, fiporitsahana handeha na handositra. - F..p.: Manao kaovasy: mihodivitra, mibolidy,…tohiny
Kaozatina: (kaozatra) p.t.: Mahia aoka izany ka toa hozatra sisa tavela. tohiny
Kaozatra: p.t.: Mahia dia mahia, afa-nofo. i t.if.: Kaozatina I mikaozatra. tohiny
Kapa: a: Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony. i t. if.: Mikapa. tohiny
Kapa: a.: Karazam-pamelezana fanaon'ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon'ny ankilany.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072