Litera k
Kamilaitra: a: Karazan-damba vita amin'ny volon'ondry na volon'osy.
tohiny
Kamo: p.t.: Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana…tohiny
Kamo: na Kamoladina a: Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty…tohiny
Kamoina: (kamo) mt. ih. (kamoy): Atao izay hahakamo azy. ~ Atao amina hakamoana. ? Resena amin'ny katro.
tohiny
Kamory: a: Kano mihandrons ao amin'ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra…tohiny
Kamoserina: (kamositra) mt. ih. (kamosero): Loahana.
tohiny
Kamositra: a: Hazo amoserana mba hahazoana af o. - t.i.f.: Akamositra, kamoserina, voakamositra 1 manakamositra,…tohiny
Kan: Tovona fanaovana fototeny faharoa manisi-kevitra manaratsy namaneao: Kano-sa (osa), kambavy (vavy).…tohiny
Kanadianina: (fr. canadien) a: Ny firenena monina amin' ny tanin'i Amerika avaratra (avaratr'i Etazonia):Ny ampahatelon'ny…tohiny
Kanahitra: a: Aretina sahala amin'ny androbe. ? Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan'ny olona fa misy poizina…tohiny
Kanakana: a: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa…tohiny
Kandafotsy: a: Zavamaniry izay ataon'ny olona ody farasisa ny raviny mangidY (Saluia leucodernus).
tohiny
Kandaonina: (Kingdon) a.: Vo-la ratsy taloha, tsy mba manĂ©no tsara toy ny farantsa volafotsy fa ratsy feo. 1 h.o.:…tohiny