Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kentsona: a. sady p.t: Ilazana ny olona izay toa miteny any an'orona, tsy tsara fiteny fa toa misy teritery any…tohiny
Kentsonina: (kentsona) mt. ih. (kentsony): Ovana ho kentsona: Aza kentsonina ny fiteninao fa raha te hiiaza ianao…tohiny
Keoka: p. L: Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin'ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana.…tohiny
Keokeohina: (keokeoka) mt. ih. (keokeohy): Kepokepohin'ny nify. tohiny
Keokeoka: a: Feo heno amin' ny fikepokepohan'ny nify voankazo mbola manta na taolana malemy. i t.if.: Keokeohina,…tohiny
Kepakepaka: a.: Enti-milaza ny fihetsiketsik'izay rehetra mihofahofa amin'ny ilany iray nefa misy mitana amin'ny…tohiny
Kepika: na Kepikepika a: Fisaviliviliana, toy ny an'ny kapilim -p am ant aranandro, na ny rambon'omby... 1 t.if.:…tohiny
Kepohina: (kepoka) me ih. (kepohy): Tsakoina ka heno ny feo aterak'izany: Nokepohin'iiay alika ny taolana natsipy…tohiny
Kepoka: a: Feo heno amin'ny frtsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fflrinanana na fandaniana amin'ny tsy…tohiny
Kepoka: p• t.: Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho…tohiny
Kepý: (fr. képi) a.: Karazantsatroka mitovitovy amin'ny kasikety. tohiny
Kera: sy Kerakera a: Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra…tohiny
Kerakeraina: (kera) mt ih. (kerakerao): Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana. 1 Alanto, a-lamina:…tohiny
Keridebefo: (ft. coeur-deboeuf) a.: Karazan-kazo izay anisan'ny voankazo tsara tai-ro tokoa ny voany. tohiny
Kermesy: (fr. kermesse) a.: Lanonambe ankalamanjana ahitana kilalao isan-karazany. tohiny
Kesika: (fr. caisse) a.: Anarankazo somary pa-tendro, izay ahazoana hazo fotsy sy maivana ary mora fantsihana…tohiny
Kesona: a.: Fifangaroana, fisaritaka, fisavorovoro; fahalotoana, fisotisoty; fihosinkosena amin'ny loto. - t.i.f.:…tohiny
Ketaka: a: Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka Indraindray koa anarana entina…tohiny
Ketaketa: a.: Tomanin-jaza mitomany lava, mifararemo-dava, mikoneta-dava. - t.i.f.: Miketake ta, fike taketa,…tohiny
Ketohina: (ketoka) mt ih. (ketohy): Kekerina mafy, tare-na amin'ny nify na amin'ny tandra: Noketohin'ny salsa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115