Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kolonely: (fr, colonel) a.: Manamboninahitra ambony amin'ny tafika an-tanety sy a-na habakabaka, ambany manarakaraka…tohiny
Kolongozy: Mitovy amin'ny Kolingozy. tohiny
Kolosy: Jer. Kilosy. tohiny
Koly: Kolikoly a: Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. • Vola omena mpiasam-panjakana…tohiny
Komahay: a.: Firaisan-tetika hanambaka na hanao halatra madinika. tohiny
Komalasitra: p. t.: Enti-milaza lalana madiodio, nolamairia tsy hisy ahitra. tohiny
Komama: p. t.: Matanjaka, mahery sady masiaka. tohiny
Komandà: (fr, commandant) a.: Am baratongam-p ahamboniana na gradin'ny manamboninahitra amin'ny tafika an-tanety…tohiny
Komandy: a.: Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin'ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin'ny lehiben'…tohiny
Komanga: a: Hazo lehibe mahatratra hatramin'ny 30 m ny halavany, fahita any amin'ny faritany avaratra andrefana…tohiny
Komarioke: (Ski) a.: Volon' omby mainty na mena misy tsipika fotsy mivolantsinana eo amin'ny handriny. tohiny
Komatry: p.t: Mafy andrahoina, tohiny
Kombarika: a: Hazo atao amin'ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa…tohiny
Kombina: (komby) mt. ih. (kombio): Takonana, afenina; atao ao anaty komby. tohiny
Kombona: a: Sarona, katona. i t. t f.: Akombona, voakombona, tafakombona 1 manakombona, fanakombona, mpanakombona…tohiny
Komby: a.: Efi-pandrian'ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin'ny lafiny efatra ary misy tohoka…tohiny
Komity: (fr. comité) a.: Antokon'olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra…tohiny
Komohina: p. t.: Mpanankarembe, mpanefohefo, tremalahy: Olona komohina ireny tsy or'rn'inona na inona tohiny
Komokoro: (fit.-p.) a: Kisoa, lambo. tohiny
Komonisma: (fr. communisme) a: Fitantanan-karena mifototra amin'ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0212