Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kompà: (fr. compas) a.: Fitaovan'ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy…tohiny
Kompaina: (kompà) mt ih. (kompao): Soritana amin'ny komp à. tohiny
Kompania: (fr. compagnie) a.: Fikambanana misahana taozavatra na varotra lehibe. tohiny
Kompitse: (Ski) a.: Anaran-kazo karazan'ny lombiro. tohiny
Komy: a.: Fanoherana ny fahefana misy, famelezana amin' ny fiadiana noho ny tsy fanekena na fivadihana, fiodinana,…tohiny
Konaika: Konainaika a: Fidridridridriana sy fararemotra, tolokoloko sy fikonetahana. i t.i.f.: Mikonainaika,…tohiny
Konaina: Konainaina a: Fitaraindrainana toy ny an'ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana.…tohiny
Konakona: Jer. Gonagona. tohiny
Konantitra: na Rakonantitra a.: Rangahibe na Rafotsibe efa antitra. - t.i.f.: Mikonantitra, fikonantitra, mpikonantitra…tohiny
Kondendy: na Kondendina na Korandendina a.: Fikarakaran a ny kanonkanon-tokantrano, fisaritahana eo am-panaovana…tohiny
Kondrikondry: Jer. Tsikondry. tohiny
Konesa: a. sy p.t.: Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra…tohiny
Konetaka: a: Fitaraindrainandava fa te hokarakaraina bebe kokoa, hantahanta: Zaza be konetaka koa ity zanakao…tohiny
Konfesy: (fr. confesse) a: (Fiv, kat.) Filazana ny fahotana amin'ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny…tohiny
Kongona: a: Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somali/ ma. hamaimay izany. 6 t.if: Kongonina.…tohiny
Kongonina: (kongona) p. t: Be hatina na hatenina. tohiny
Kongorevo: (fr. congrève) a: Asa na hevitra natao amimpahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny…tohiny
Konia: Jer. Kinia. tohiny
Konjo: Konjokonjo p.t: Fetsy maranitra. ~ Kinga sy mailaka amin'ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy…tohiny
Konka: p.t: Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka. ¶ M.h.: Goga. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878