Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kodrazana: a.: Ny fomba nentimdraharazan a; ireo tombontsoanananan'ny razana. tohiny
Koe: (fifintinan'ny teny roa "koa hoe") Enti-manamafy izay lazaina: Koe handeha a-ho ka mbola manontanitany…tohiny
Kofafa: Jer. Kifafa. tohiny
Kofehy: a: Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely…tohiny
Kofehy: na Solonkofehy a.: Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin'ny fahoriana raha toa ka eo amin'ny fotoana…tohiny
Kofina: Kofona p..: Mitelinjavatra ka mifotroaka any an'orona. - t.i.f.: Mikofona / mahakofona / kofinkofina.…tohiny
Kofina: (angl. coffin): Vatampaty. tohiny
Kofo: a.: Famoasana (voanjo) hialan'ny hodiny. - t.i.f.: Kofoina, voakofo / mikofo, fikofo, mpikofo / ikofoana,…tohiny
Kofohina: (kofoka) mt. ih. (kofohy): Hetsiketsehina: Aza kofohina ny lavenona fa miely eran'ny trano. tohiny
Kofoina: (kofo) mt. ih. (kofoy): Voasana: Hoditry ny uoanjo nokofoinao ireo ka fafaonao ihany. tohiny
Kofoka: a.: Ketsika, kapoks. - t.i.f.: Kofohina, akofoka, voakofoka, tafakofoka J manakofoka, fanakofoka, mpanakofoka…tohiny
Kofolona: p. t.: Bory taho (vomanga, mangahazo); tapadrambo (omby). tohiny
Kohadavareny: (kohaka laoareny) a: Aretin-kohaka mety hahavoa ny zaza eo amin'ny enim-bolana ka hatramin'ny dimy taona…tohiny
Kohafina: (kohaka) mt. ih. (kohafy): Antsoina amin'ny fikohafana: Nokohafiko izy fa tsy niherika akory. tohiny
Kohaka: a: Feo mafy sy tainpoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin'ny havokavoka,…tohiny
Kohokoho: a: Teny iantsoana ny akoho hanatona. - t.i.f.: Kohokohoina, voakohokoho f mikohokoho, fikohokoho, mpikohokoho…tohiny
Kohokohoina: (kohokoho) mt ih, (kohokohoy): Antsoina amin'ny filazana ny teny hoe: "kohokoho": Kohokohoy ny akoho…tohiny
Kohona: a: Famoahana feo any an-tenda mikombom-bava, ho marika fampahafantarana tsy fahafaliana na hasosorana.…tohiny
Koika: a: Teny avoakan'nyvava raha sempotra sasatra toy ny avy niaka-piakarana ohatra. tohiny
Koikoimatso: Jer. Kikimatso. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0589