Litera k

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Koaintsy: na Kontsy (fr. coing) a: Hazo fihinam-boamitovitovy amin'ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary…tohiny
Koanefa: Mitovy amin'ny Kanefa. tohiny
Koara: (fr. quart): Pake na fehezan-javatra misy 25 tsirairay ao anatiny: Valopy iray koara. tohiny
Koay: p.t.: Antitra dia antitra, be taon izaitsizy. tohiny
Koba: a.: Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin'io marary io. ? Mofo vita amin'izany totom-bary…tohiny
Kobaba: a: Fikotabana noho ny hatairana. - t.i.f: Kobabaina,voakobaba /mikobaba, fikobaba, mpikobaba 1 ikobabana,…tohiny
Kobabahina: (kobabaka) mt. ih. (kobabaho): Atao maika dia maika. tohiny
Kobabaina: (kobaka) mt. ih. (kobabao): Atao maimaika, , mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina…tohiny
Kobabaka: a.: Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin'ny tena. ? Fampisehoana hadodonana…tohiny
Kobahina: (kobaka) mt ih. (kobahy): (rano) Hetsiketsehina toy ny rano ery an-tanim-bary mba hitovy tantana. tohiny
Kobaina: (koba) mt. ih. (kobay): Atao mohaka malemy dia malemy; atao tsy afaka: Nokobain'iny mpampianatra iny…tohiny
Kobaka: a: Fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano. ? h. i.: Fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty…tohiny
Kobana: a: Fihetsehan'ny rano indray efa nandry nilamina tsaxa; fahalalahana amin'ny akanjo; fihontsanana amin'…tohiny
Kobanina: (kobana) mt ih. (kobano): Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin'ny ankizy ny rano…tohiny
Kobany: a: Ny anatiny, ny a-ne v anev any ; ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho it? fa mivohitra ny…tohiny
Kobay: a: Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana…tohiny
Kobila: a: Fivilanana, tsy fahitsiana, fiforiporetana. i ti f : Kobilaina, akobila, voakobila, tafakobila 1…tohiny
Kobilaina: (kobila) mt. ih. (kobtilao): Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain'ny ankizy ny satrok'ilay…tohiny
Kobo: Kobony a: Atiny malemy amin'ny voatavo. tohiny
Kobobo: Jer. Kibobo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0595