Litera j
Joria: a: Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony…tohiny
Jorijoriny: Jer. Tsoritsoriny.
tohiny
Joro: a: Fitsanganana mitsatoka tsara. - t.i.f : Ajoro, voajoro, tafajoro / mijoro, fijoro, mpijoro ) ijoroana,…tohiny
Joroana: (joro) mt.pdr. (joroy): Asana zavatra mijoro, tsatohana: Joroana lefona eo antoko tan y.
tohiny
jotso: fidinana, fihenàna: nijotso teo amin'ny seranana ny mpandeha rehefa nijanona ny fiara fitateranatohiny