Litera j

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Jaikoina: (jaiko) mt. ih. (jaikoy): Hatonina moramora, mitsaitsaika mba tsy ho taitra: Jaikoina no fisambotra…tohiny
Jaingy: na Jaingijaingy a.: Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera. •Famindran'ny…tohiny
Jaja: Jajajaja a.: Tomany mafy sady milelalela, tomanin-jaza efa manezakezaka er?. - t.i.f.: Ajajajaja / mijajajaja,…tohiny
Jajirika: a: Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika. 1 Ajajirika, voajajirika, tafajajirika I manajajkika, f…tohiny
Jaka: a: Nofon-kenan'ny omby novonoina tamin'ny andro fandroana ka nifanateran'ny mpianakavy ho famantarana…tohiny
Jakana: (jaka) mt. ih. (jakao): Enti-milaza ny olona omena jaka: Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe? tohiny
Jaketra: a.: Palitao be mibikam-boangory, lava rambo, fitondra mianjaika amin'ny lanonana na fivoriana malaza.…tohiny
Jako: na Rajako a: Karazambiby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin'ny rafitry ny tenany, izay feno volo…tohiny
Jako: Jakojako p.t.: Lava ma• nify mitezotezo. 1 ti.f.: Mijakojako, fijakojako I ijakojakoana, fijakojakoana.…tohiny
Jakoko: sy Jakoretra p.t.: La-sa eritreritra, lasam-binany, manjonitra, malahelo, mieripanahy. - t.i.f.: Mijakoko,…tohiny
Jaky: a.: Volon-javatra mena dia mena, loko na sora-damba m angatrakatraka. - F.-p.: Jaky mena: mena mivaivay…tohiny
Jala: na Jalajala a.: Anaran-kazo. tohiny
Jalajala: ft.: Mitovy amin'ny Joalajoala. - t.i.f.: Mijalajala, fijalajala / ijalajalana, fijalajalana. tohiny
Jaly: ft.: F anain tain ana, zavamahazo mampahory; fiandrasana, tsy fahandrasana. - t.i.f.: Ajaly / mijaly,…tohiny
Jama: a: Fipetraky ny voa amin'ny sikidy, izay ankasa; ny mifanohitra aminy dia ta• raiky. tohiny
Jamaikanina: (fr. jamaïquain) a.: Ny firenena monina amin'ny andilan-tanin9 Jamaika mampitohy an'i Amerika avaratra…tohiny
Jamala: a.: Tsy faharetana, tsy fahandrasana. - F.-p.: Mivoa-jamala: mise-ho ho maika izaitsizy, tsy mahandry,…tohiny
Jamala: a., fitenim-paritra: rongony : mitroky jamala koa ingahy iny; Mifoka rongony koa iny bandy inytohiny
Jamba: p.,t. sady a.: Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io. i t.i.f : Jambaina, hajambaina,…tohiny
Jambaina: (jamba) mt. ih. (jambao): Atao izay tsy hahitan' ny maso, izay hahatonga ao anaty haizim-be. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022