Litera j
J:: Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra…tohiny
Jaba: na Jabajaba p.t. sy mt. ih: Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy.…tohiny
Jabaina: (jaba) mt.ih. (jabao) p. t.: Maizina dia maizina. ~ Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapafna:…tohiny
Jabo: a: Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany. * Ohab.: Mpivaro-jabo antsena ka samy…tohiny
Jaboady: a.: Karazam-biby dia mitovitovy amin'ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany.
tohiny
jaboady: karazam-biby mitovy habe amin'ny vatotra bitro, miloko mainty sy fotsy , mandefa fofona mahery hiarovany…tohiny
Jabolevona: p.t.: Lany, very maina.
tohiny
Jabonaika:: Jar. Bonaika.
tohiny
Jabora: a: Tavin-kena ao anatin'ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaouan'ny Malagasy teo aloha labozia.…tohiny
Jadina: p. t.: Vitsy teny, tsy be teniteny firy, mpiasabe. - t.i.f.: Mijadina, fijadina, mpijadina 1 ijadinana,…tohiny
Jadona: a.: Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika. ? h:o.: Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo…tohiny
Jadonana: (jadona) mt, pdr. sy mt. ih. (jadony): Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran'ilay niady taminy ka…tohiny
Jafa: Jafajafa a: Fitomaniana mafy noho ny vonoana, fitsinjatsinjahana sady fimenomenonana, - t.i.f.: Ajafajafa…tohiny
Jahatra: na Jahana ft.: Niavian' ny Manjahatra na Manjahana: diso fanantenana, nanantena zavatra kanefa tsy nahazo;…tohiny