Litera j
Jobonina: (jobona) mi ih. (jobony): Fantenana, fidina: 0-lona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina…tohiny
Jofo: a: Fisavoanana, fitambolimbolenan'ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo…tohiny
Jofoana: na Jofoina (jofo) mt. pdr, (jofoy): Irarahan'ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko…tohiny
Johary: a: Teny tranainy entimilaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin'ny kabary: Tsy hanao tehin-kely…tohiny
Johy: na Johijohy a.: Fandeha somary miroraka fa lenan'ny orana na mangatsiaka, mitsoitsoy fa kotsan'ny orana…tohiny
Jojo: a: Fisosana moramora misononoka; firotsahan'ny orana moramora eo ampovoan'ny andro tony tsy ampoizina…tohiny
Jokaiky: a: Fitakokoana manjonitra toamalahelo. i tif:: Tafajokaiky I mfjokaiky, manjokaiky, fijokaiky, mpijokaiky…tohiny
Jokajoka: a sady p. t.: Tsanganana, ha*aram-bika, maroroka sady tsara bika. 1 t.if.: Mijokajoka, fijokajoka. tohiny
Joko: p.t.: Miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko…tohiny
Jokoina: (joko) mt. ih. (jokoy): Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika,…tohiny
Jolo: a,: Ilay mandroso main' ny kasikety mba hiaro ny maso na ny handrina amin' ny masoandro; izay rehetra…tohiny
Jolohana: (joloka) mt, pdr, (jolohy): Ampidirana zavatra ao anatiny: Nojolohana hazo ny lava-kombarika.
tohiny
Joloka: a: Fampidirana ny 10-ha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin'ny lavaka na loaka iray. 6 tif:…tohiny
Jolonjolona: a.: Fidirana misosososb avy hatrany, fanatonana tsy mahazo lalana, tsy mahalala menatra - t.i.f: Jolonjolonina,…tohiny