Litera i
Izany: p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona an'eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany…tohiny
Izao: p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky…tohiny
Izary': p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny…tohiny
Izatony: p.mdr. sy s.mdr,: Entimanondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny…tohiny
Izatsony: p.mdr. sy s.mdr.: Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny…tohiny
Izatsy: p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny…tohiny
Izaty,: Izato p.mdr. sy s.mdr.: Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny…tohiny
Izay: p.mdr. sy s.mdr.: Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira…tohiny
Izina: ft.: Fanjombona, haizina. - t.i.f.: Izinina, voaizina / manizina, fanizina, mpanizina / anizinana, fanizinana…tohiny