Litera i
I: Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin' ny abidy malagasy. Rafla mamaran-teny ny i…tohiny
I: pn a: Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin' ny Ra na Andrian: Ikoto…tohiny
Ialahy: s.o.: Ifanaovan'ny samy lehilahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako androany? (raha maro…tohiny
Ialohana: (aloha) mt. ih.: Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan'ny "tokony".…tohiny
Ianao: s.o.: Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: Amin'ny firy no handeha…tohiny
Ianarana: (anatra) mt. ih.: Entimilaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy: Ny tenindrazana no tokony hianarana…tohiny
Ianareo: s.o.: Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: Miteniteny ianareo…tohiny
Iangarana: (angatra) mt ih. (tangaro): Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy…tohiny
Ianona: na Ranona s.o.: Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona,…tohiny
Ianteherana: (an titra) mt. ih. (iantehero): Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny…tohiny
Iaviana: Fiaviana ((ny) mtpt: Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Auy any Ankadindambo no fiavianay.…tohiny
Ibavy: a: Teny entin'ny lehilahy manondro ny anabaviny amin'ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin'…tohiny
Idahy: a: Teny entin'ny vehivavy manondro ny anadahiny amin'ny fomba somary miangentsana: Aoka re, ry Idahy,…tohiny