Litera h
Halehibiazina: (lehibe) mt. ih. (halehibiazo): Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin'ny taona ambony.…tohiny
Halemana: Fahalemana (aiina) a.: Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry fahafemana…tohiny
Halimo: a.: Fifangaroan'ny metaly roa: ny varahina sy ny fira-potsy: Meday halimo no azon'ny fahatelo.
tohiny
Halina: p.mt.: Enti-milazany alina talohan'ny antoandro itenenana:Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka…tohiny
Halingirana: na Halingitana (lingitra) a.: Hamaimaizana hanao zavatra.
tohiny
Halohalika: p.mt.: Hatreo amin'ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsam. - F,-p,: Efa…tohiny
Halohalo: a.: Toetran'ny zavatra tsy ambony tsy ambany, anevanevany; zavatra toa manakontakona sy mihebiheby eo…tohiny
Halontralona: a.: Famiratana mipendrampendrana toy ny fahitana ny onjan-drano tarafin'ny masoandro. - t.i.f.: Mihalontralona,fihalontralona,…tohiny
Halorina: (halotra) mt. ih. (halory): Haronina, alaina (ao anaty lavaka): Halory ny foza fa aza matahotra.
tohiny
Halotoana: Fahalotoana (loto) a.: Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin'ny fahalotoana.
tohiny
Halotra: a.: Fakana zavatra amin'ny tanana ao anaty lavaka. - t.i.f: Halorina, ahalotra, voahalotra / mihalotra,…tohiny
Hamadimadinana: (madina) a.: Fahamahimahinana, fahamaodimaodiana.
tohiny