Litera h
Halamanjana: a: Toerana malalaka, tsY misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay tomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana:…tohiny
Halana: a.: Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan'ny siny eo ambony la-ha.…tohiny
Halanalana: a: Jer. Alanalana. Halanana a.: fer. Alanana.
tohiny
Halanana: (halana) mt. ih. (halano): Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany…tohiny
Halangalana: a.: Fihatakatahana, fialana manalavidavitra, tsY fiarahana. - t.i.f.: Halangalanina, voahalangalana,…tohiny
Halangalanina: (halangalana) mt. ill. (halangalano): Sarahina toerana: Nahoana no ha- langalaninao izy mivady?
tohiny
Halatra: a.: Fakana zavatr'olona tsy an-drariny: Voarara ao amin'ny didy fahafito ny halatra. H Fifetsena zavatr'…tohiny
Halavaina: (halava) mt. ih. (halauao): Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy…tohiny
Halavana: Fahalavana (lava) a.: Toetran'ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao. / Ny halavan'rty…tohiny
Halavirana: Fahalavirana, Halavitana (lavitra) a.: Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka…tohiny
Halavirina: Halavitina (lavitro) mt. ih. (halaviro, halavito): Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina:…tohiny
Halavitra: Fahalavitra (lavitra) a.: Toetran'ny zavatra lavitra: Ny halavitry ny tany no mahatonga ahy halahelo.…tohiny
Halavorariana: Fahalavorariana (lavorary) a: Toetran'ny zavatra na olona tonga amin'ny fanaperana ka tsy misy hokianina…tohiny
Halefahana: Fahalefahana (lefaka) Hadalana.
tohiny
Halehibeazana: (lehibe) a.: Han-gaza: Tsy ny haiehibeazanao akory no atahorako anime, ~ Toetran'ny zavatra lehibe,…tohiny