Litera h
Haja: a.: Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io. 1 Mariky ny…tohiny
Hajaina: (haja) mt. ih. (hajao): Omena haja; heverina ho zavatra: Hajain'ny mpianany io mpampianatra Karakaraina:…tohiny
Hajamba: Hajambana, Faha• jambana (jamba) a.: Tsy fahitana; toetran'ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny…tohiny
Hajambaina: (jamba) mt. th. (hajambao): Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain'ny habokana…tohiny
Hajary: a.: Fanamboarana, fanitsiana. ~ Haja. i t.tL: Hajarina, voajary / manajary, fanajary, mpanajary / anajariana,…tohiny
Hajia: a.: Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sY ho fanoavana ny mpanjaka…tohiny
Haka: a: Sakaiza: Tonga ilay haka ~ p. t.: Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin'ny fihaingoana Ramatoa iny.…tohiny
Hakafokafoka: a.: Hatsaboka, hatsatso.
tohiny
Hakantoana: (kanto) a.: Hatsaran-tarehy fatratra, be renty.
tohiny
Hake: (Skl) a: Fihazanahazandrano any anaty lava-bato amin'ny fitaindrona. - t.i.f.: Mihaka, fihaka.
tohiny
Hakelezina: (kely) mt. ih. (ha- kelezo) : Atao kelikely kokoa, ahana: Hakelezo ny variko fa tsy laniko.
tohiny
Haketrehana: Fahaketrehana (ketrina) a.: Hadalana, hadonton-tsaina (miserana ihany ).
tohiny
Hakevohana: Fahakevohana (kevoka) a: Fisehoana ho be hambo mahatsikaiky, fiheveran-tena ho hala kely, fahadedahana.…tohiny