Litera h
Hosorana: (hosotra) mt.ih. (hosory): Lalorina na tavonana menaka: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka?…tohiny
Hosy: a.: Fanitsahana amin'nY tongotra. ? h.o.: Fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary…tohiny
Hota: a.: Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon'ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota…tohiny
Hotakotaka: a.: Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na…tohiny
Hôtana: a: Fahatairana mahazo ny saina ka mampivara• hontsana na mampientan-ka- Ho faliana. - t.i.f: Mihotana…tohiny
Hotankotana: a: Tabataba, fahatairana, fihotankotana.
tohiny
Hotika: sy Hotikotika p.t.: Ro-vitra, triatra, potipotika. Jer. Kotika. - t.i.f.: Hotikotehina, voahotikotika…tohiny
Hotikotehina: (hotikotika) mt ih. (hotikoteho): Rovidrovitina, potipotehina, rirodrirotina: Nohotikotehin'ny sasany…tohiny
Hoto: a.: Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. - t.i.f.: Hotoina, voahoto /…tohiny
Hoto: a. Hotohoto p.t.: Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako. 1 Rovidrovitra,…tohiny
Hoto: a: Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana 1oaka…tohiny
Hotoina: Hotohotoina (hoto, hotohoto) mt. ih. (hotoy, hotohotoy): Rotidrotehina, potipotehina.
tohiny
Hotraka: a: Ny ketrona mivalombalona eo ambanin'ny kibomalemy. - t.i.f.: Hotrahina 1 manotraka / fanotrahana…tohiny
Hotraka: ft.: Fahamay, fandevy, fivaivay. - t.i.f.: Mangotraka, fangotraka, mpangotraka 1 angotrahana, fangotrahana…tohiny