Litera h
Horita: a: Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran'ny haza azony. • h.o.:…tohiny
Horohoro: a.: Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina. 1 Tebiteby, tahotra…tohiny
Horokoroka: p, t.: Enti-milaza ny zaza vao teraka na ny zana-borona vao foy miala amin'ny akorany, ka samy malemilemy…tohiny
Horompotsy: a: Ahitrakarazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao…tohiny
Horona: a: Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsihy, kofehy hivoromborona eo amin'izay nitoerany ihany. •…tohiny
Horondrano: a: Karazana horona marotsaka sady lava.
tohiny
Horovitsika: ft.: Ny toetran'ny rano hafanaina ka miantomboka hangotraka. - t.i.f: Mangorovitsika.
tohiny
Hosena: (hosy) mt. ih. (hoseo): Hitsahina amin'ny tongotra: Aza hosena it? lambako. ? h o.: Atao tsinontsinona,…tohiny
Hosenana: (hosina) mt, pdr. (hoseno): Fotetahana, tavonana: Nohosenany ranomainty ny tarehiny.
tohiny
Hosina: a.: Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na 1oko, na loto; fandraisana adidy amin'ny raharaha iray…tohiny