Litera h
Honkona: a.: Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran'nyangady na antsY,…tohiny
Hono: mt.: Teny atao eny afovoan'ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay…tohiny
Honohonoina: (honohono) mt. ih. (honohonoy): Tsahoina: Honohonoin'ny olona hovana ny lalàm-panorenana ka ny olona…tohiny
Hontihonty: a: Teny na fihetsika atao-na lehilahy hahazoany sitraka amim-behivavy; fanompotompoana iandrandrana…tohiny
Hontsa: p. t.: Malemy, trotraka: Hontsan'ny hanoanana ~ Fano alahelo amin'ny fahitana olona niharan-doza na…tohiny
Hontsana: a: Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty…tohiny
Hontsanana: (hontsana) mt. ih. (hontsany): Asiana rano izay kobankobanina ao anaty zavatra mba handiovana azy; Hontsany…tohiny
Hontsina: a.: Hari-koditra, fanaikitry ny hatsiaka, ny aretina. - t.i.f.: Mangontsina, fangontsina / angontsinana,…tohiny
Hontsina: sy Hontsona a: Fihetsehana kely; firaikana kely fa voadona. - t.i.f: Hontsinina, ahontsina, voahontsina…tohiny
Hontsonina: (hontsona) mt.ih. (hontsony): Hetsehina, hozongozonina: Tsy azo hontsonina akory it? vato it?.
tohiny
Hony: mt.: Endrika hafan' ny "hono", izay entina manontany: Handeha, hony, Rakoto amin'ny herinandro ambony?…tohiny
Hopaka: a: Fihofahofana (enti-milaza zavatra mitapelaka ka mikopakopaka tsofin'ny rivotra na voahetsiketsika)…tohiny