Litera h
Holatra: a.: Karazan-javamaniry mitarehi-na elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra:…tohiny
Holoka: p. t.: Loaka ny ao anatiny, hoboka. • h.o.: Mpandaingalainga na fetsifetsy. - t.i.f : Mangoloka / holokoloka.…tohiny
Holokoloka: p.t.: Fetsy, kapetsy, fangoloka.
tohiny
Holontsina: na Holontsona Jer. Horontsina.
tohiny
Holy: a: Fahatahorana, tsy fahasahiana handroso; fihemorana. - t.i.f.: Miholy, fiholy, mpiholy 1 ~oliana,…tohiny
Homaingihaingy: Jar. Somaingisaingy.
tohiny
Homambahamba: Jar. Hambahamba.
tohiny
Homamiadana: a: Jer. Kansera.
tohiny
Homana: (h - om - ana) mt.: Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio. 1 Mandany za• vatr'olona ho an'ny tena: Homana…tohiny
Homandroso: (Ski) a: Soratr' omby sahalahala amin'ny Vakivoho.
tohiny
Homarantsody: p.t.: Hatsatra, rera-tena, malazolazo. - t.i.f.: Mihomarantsody, fihomarantsody.
tohiny
Homarototra: Jer. Somarotoira.
tohiny
Hombo: a.: Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakamba• nan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin'olona mba…tohiny