Litera h
Hitsoka: ft.: Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin'ny zavatra. 6 t.Ahitsoka, voahitsoka,…tohiny
Hitsy: a: Toetran'ny zavatra mijoro tsars, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin'it? hazo it?. 1…tohiny
Hivakivaka: Jer. Ivakivaka.
tohiny
Hivina: Hivingivina a: Fihifiki.-fiky ny loha raha manda na sendra misotro zavatra mangidy na marikivy. - t.i.f.:…tohiny
Hivoka: p.t.: Fano hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha. - t.i.f.: Hivohana, ahivoka, voahivoka, tafahivoka…tohiny
Hizina: a: Fahafenoana tsy ahazoana mikofokofoka na mihetsika; fihitsohana voatery ao anaty zavatra. - t.i.f.:…tohiny
Hizinana: (hizina) mt ih. (hizino): (toerana): Andentehana zavatra. ~ Irohotana, ifanosehana.
tohiny
Hizitra: a: Di-doha, hamafy sofina; fijanonana fotsiny amin'izao noho ny kiry na tohika. - t.i.f.: Ahizitra,…tohiny
Ho:: Teny kely fametraka eo alohan'ny teny iray hanambarana ny fotoana ho avy, ka io teny ialohany io mety…tohiny
Hoaka: Fisokafan'ny vava mitanata na mba hamoaka rivotra a min'ny fotoana mahanoana na ta hatory. 1 Hery sy…tohiny
Hoalahoala: a.: Fahamaimaizana, fahataitairana handeha na hiteny. - t.i.f.: Ahoalahoala, tafahoalahoala 1 mihoalahoala,…tohiny