Litera h
Hintsy: a.: Karazan-kazo maniry amin'ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny…tohiny
Hipoka: p. t.: Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika…tohiny
Hira: a.: Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-p…tohiny
Hirana: Hirangirana a.: Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin'ny hirika na loaka kely: Tsy mahita…tohiny
Hirangiranina: (hirangirana) mt. ih. (hirangirano): Jerena amin'ny loaka, amin'ny hirika kely.
tohiny
Hiratra: a.: Fisokafan'ny maso; tsy fan daingan'ny mizana fandanjana. - t.i.f.: Ahiratra, voahiratra, tafahixatra…tohiny
Hirifana: (hirika) mt,ih. (hirifo): Loahana: Nohirifana tamin'ny fandraka ny hazo. 1 Tadiavina ho fantatra, haro-fana:…tohiny
Hirifiry: a.: Fanaintainana no-ho ny aretina; fijaliana anaty ateraky ny alahelo, - t.i.f.: Mangirifiry, fangirifiry…tohiny
Hirigirika: a,: Marika na tomboka kely atao amin'ny vy maranitra.
tohiny
Hirihiriny: p.t.: Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Ra-ha uao mahita Malagasy mahay…tohiny
Hirihiry: a.: Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin'izay lazaina azy; fanehoana di-doha…tohiny
Hirika: a.: Lavaka na loaka kely ahazoana mahita ny any ambadika; fitadiavana hahalala; faniriana mafy hahazo…tohiny
Hirina: a.: Fanakimpiana ny mason'ny maty amin'ny ta-nana. i t.ti,f: Ahirina, voahirina, tafahirina 1 manirina,…tohiny
Hirintsina: Jer. Horintsina.
tohiny